|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aina ara-psikolojia |
| Singan-teny | 2 aina, 3 araka, 4 psikôlôjia |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 fisian'ny saina amam-panahy eo amin'ny olona; ny fivoarany
7 sy ny fifandraisan'izy ireo amin'ny manodidina [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 vie psychologique
[1.13] |
| Voambolana | 9 Filôzôfia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|